|
|
|
|

Entry1  mikrôby
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1#697][mikraoby] [frantsay microbe] anarana ankapobe iantsoana ireo zavamananaina na zavamaniry kiritika kely, tokantsela, tsy hita raha tsy amin' ny mikraoskaopy, miteraka aretina. Misy karazany telo ny mikraoby: 1) ny virosy; 2) ny mikraoby zavamaniry, izay mitsinjara vitsivitsy indray, ka anisan' izany ny bakteria (basila, kaoka, vibrio, spiroketa); 3) ny mikraoby bibikely (hematozoera, amiba, tripanozaoma)
4  [1.62#761][mikraoba] anarana ankapobeny iantsoana an' ireo zavamananaina kiritika tsy hita raha tsy amin' ny fanitajery; miteraka aretina araka ny karazany avy; sokajin' ny tokan-tsela; misy karazany telo dia ny viriosy sy ny mikraoba zavamaniry izay mbols mitsinjara vitsivitsy ka anisan' izany ny bakteria (basila, kaoka, vibriôna, spirôketa), ary ny mikraoba bibikely (hematôzoera, amiba, tripanôzôma).
Explanations in French  5  [1.13] microbe, virus
Vocabulary  6  Health
Synonyms  7  otrikaretina
Compound words 

Updated on 2024/12/10