Entry | miladilady (ladilady (lady)) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mitady hitsofotsofoka, hisisika: Tandremo fa mbola hiladilady any aminao any iny Ramatoa iny [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Chercher à s'introduire, à se faufiler [1.3] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | midiladila, miladilady |
Updated on 2023/03/03 |