Entry | 1 milamaka |
Root | 2 lamaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandry midaboka amin' ny tany: Nilamaka eran' ny trano ny ankizy raha vao tonga fa vizana 5 Miampatra, mivalampatra, mivalandotra: Be ny fatin' ny miaramila nilamaka tamin' ny tany [1.1] 6 mivalandotra [Tambahoaka] [1.78] |
Explanations in English |
7 lain down, as rice thrown down by the wind; prostrate; in the provinces to lie down [1.2] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 mamalika, milamaka |
Updated on 2023/01/20 |