|
|
|
|

Entry1  milamindamina
Root  2  lamindamina
Part of speech  3  active verb
Examples  4  fitafiana tsotra kanefa madio sady milamindamina. [2.324#]
5  Ny toetranay milamindamina, tsy tia se-hoseho no ilazanao izany. [2.445#85]
6  Rahefa tafiditra an Antsaramasay (Antanimena-Andrefana) vao mba nilamindamim-pamindra tahaka ny fizotry ny zanak' Iarivo rehetra [2.643#10]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Updated on 2023/01/20