Entry |
milasy
(lasy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitoby, mandry an-tsaha (fiteny indrindra amin' ny miaramila): Eto ny miaramila no hilasy anio Mivahiny maro any aman' olona ka manao parasy homana ao: Iray volana izao ry zareo ato avaratra no milasy any amin' ny havany any Antsirabe [1.1]
|
Explanations in English | To encamp; to remain with, almost to live with one [1.2]
|
| To camp [1.7]
|
Explanations in French | Camper [1.8]
|
Morphology |
Present : |
milasy |
Past : |
nilasy |
Future : |
hilasy |
Imperative : |
milasia |
|
|