|
|
|
|

Entry1  milatsaka
Root  2  latsaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mianjera: Nilatsaka teo ambony lohany ny biriky ka torana izy
5  Mldina: Nilatsaka ny rahona fa ho avy angamba ny orana
6  Avy, nirotsaka: Milatsaka ny orana fa ampidiro ny kitay
7  Mirotsaka miasa: Antoandro loatra ny mpiasa omaly vao nilatsaka
8  Miditra ho: Nilatsaka ho matilo izy
9  Miditra, milentika: Nilatsaka tao anatin' ny foko ny nataonao [1.1]
Explanations in English  10  to fall, to drop, to lower, to enter [1.2]
11  to fall down; to join up as a soldier, a member of something, etc [1.7]
Explanations in French  12  tomber; s'engager; devenir membre [1.8]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word milatsaka

Anagrams  19  atsikalam, milatsaka

Updated on 2023/09/08