Entry (1/5) | 1 milay |
Root | 2 lay |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mandeha amin'ny sambo misy lay |
Morphology |
|
Entry (2/5) | 8 milay |
Root | 9 lay |
Part of speech | 10 active verb |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Mividy zavatra ka atao trosa ny vidiny: Milay henan-kisoa roa kilao |
Morphology |
|
Entry (3/5) | 16 milay |
Part of speech | 17 active verb |
Explanations in Malagasy |
18 [1.78] [Bara, Sakalava, Tanosy]
mihazakazaka |
Entry (4/5) | 19 milay |
Part of speech | 20 adjective |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] Tsara tarehy |
Entry (5/5) | 22 milay |
Part of speech | 23 active verb |
Explanations in Malagasy |
24 [1.78] [Bara]
manao andolompo |
Anagrams | 25 ilaim, maily, milay |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |