Entry | 1 milelaka |
Root | 2 lelaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mampandalo ny lela eo ambony zavatra: Aza milela-tanana, ry Ikoto, fa tsy tsara Mandokadoka fatratra sady tsy mendrika mba hahazoan-tsitraka: Loza iny mpiasa iny raha hilelaka lehibe Mirehitra be ary mamoaka lelafo lava be toy ny lela mandrambotra izay azony: Efa niletakany lelafo vao tonga ny mpamonjy hain trano. |
Explanations in English |
5 [1.7] to lick with the tongue; to lap with the tongue |
Explanations in French |
6 [1.8] lécher, laper |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word milelaka |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |