Entry | 1 milentika |
Root | 2 lentika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misitrika ao anaty rano, difotra ao anaty rano: Nidiran' ny rano ny lakana ka nilentika 5 Lasa nidify any ambadiky ny faravodilanitra: Amin' ny enina izao no milentika ny masoandro 6 Mihamifatratra, mihitsoka lalina ao anatin' ny faharatsiana, fahasahiranana, fahoriana: Milentika ao anatin' ny fahotanany olona sasany 7 Miraikitra, voasokitra: Milentika ato am-poko ny teninao 8 Mijanona ela be amin' ny toerana iray: Nahoana no nilentika tany an-tsena tany ise? [1.1] |
Explanations in English |
9 to sink; to set (of the sun) [1.7] |
Explanations in French |
10 s'enfoncer; couler; se coucher (en parlant du soleil) [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word milentika |
Anagrams | 16 matin-kely, milentika |
Updated on 2023/01/20 |