Entry | 1 milepaka |
Root | 2 lepaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miforitra ao ambany: Milepaka ny sofin' ny alika sasany 5 Tsy henjana fa mivaroraka: Lena angaha ity bonetranao no milepaka? 6 Mandringa somary miketraka (nefa ny hoe mikolepaka no ampiasaina matetika): Naninona ity omby no nilepaka [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 milepaka, mipelaka, pilamake |
Updated on 2023/01/20 |