|
|
|
|

Entry1  milevina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mitoetra aorian' ny fahafatesana: Ato no milevina i Dada sy Neny
Miafina, mitototra: Misy rakitra sarobidy milevina ato
Mijanona ela be any amin' izay aleha: Milevena any an-tsena any ange ialahy raha ta hahita ahy
Explanations in English  4  [1.7] to be buried
Explanations in French  5  [1.8] être enseveli
Root  6  levina
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word milevina

Updated on 2024/12/11