Entry | 1 milofika |
Root | 2 lofika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miondrika, miletitra ny loha, tsy miarina tsara amin' ny toerana misy ny tena: Nilofika ilay voninkazo fa tapaka ny tahony 5 Maty: Mbola vao herotrerony dia nilofika ilay zanak' olona [1.1] |
Examples |
6 Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga. [2.472] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |