|
|
|
|

Entry1  milona
Root  2  lona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mijanona maharitra ao anaty rano: Rahatiana hadio tsara ny lambanao, avelao hilona ao anaty rano vao sasana
5  Mandro amin' ny rano voalaza ho manan-kasina hahasitrana: Lasa nilona amin' ny ranomafana any Antsirabe izy
6  Mijanona ela loatra: Nilona ela loatra tao an-trano ny entam-barotra ka saiky simba tao daholo [1.1]
Explanations in English  7  to be soaked, to be steeped [1.7]
Explanations in French  8  être trempé, mis à tremper [1.8]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word milona

Anagrams  14  alonim, iloman, ilonam, lamino, malony, manilo, manoly, milaño, milona, namilo, namoly, naolim, niloma, nimalo, nomaly

Updated on 2023/01/20