|
|
|
|

Entry1  milonjehitra
Root  2  lonjehitra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mitanondrika ny loha noho ny havesatry ny zavatra manindry, milofika noho ny havesatry ny voa entina: Milonjehitry ny voany ity paiso ity
Tsy mijoro mahitsy tsara fa somary mandry ila
Explanations in French  5  [1.3] ployer, fléchir, céder sous le poids, se courber, courber la tête, comme le malade
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2023/01/20