Entry | 1 milopilopy |
Root | 2 lopilopy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mipipy maso, mipendrampendrana: Milopilopy izany hazavana izany ka mamparary maso 5 Tsy mazava tsara: Milopilopy ny jiro (mitsilopilopy no fiteny matetika kokoa) [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 milopilopy, mipilopilo |
Updated on 2023/01/05 |