Entry | mimimotre | |
Part of speech | active verb | |
Explanations in Malagasy | [Tanala] Mifikotra, mitapikotra, tsy miala, manaraka (toy ny rambo), mimory: Amboan'Antañala ka dia mimimotre ndre tsy ho aja (tsy misaraka alika toy ny Tanala na tsy ho aiza tsy ho aiza) [1.78] | |
Updated on 2020/07/31 |