Entry | 1 mimpirina |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Milamina, milahatra, voapetraka tsara amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra: Rehefa mimpirina tsara ny trano vao mahazo mandeha ianao |
Examples |
4 [2.470] Misy sainam-pirenena malagasy mimpirina tokoa ery an-joron-trano. |
Root | 5 ampirina |
Morphology |
|
Anagrams | 9 ampirimin, ampirinim, manimpiry, mimpirina, nampirimi |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |