|
|
|
|

Entry1  minia
Root  2  nia
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manao an-tsitrapo: Ninia nanosika ahy fotsiny izao izy raha nandalo teo akaikiko [1.1]
Explanations in English  5  to resolve on, to intend, to do a thing purposely, to determine. [1.2]
6  to do something intentionally [1.7]
Explanations in French  7  faire exprès [1.8]
Examples  8  Nahazo fahazarana amin' ny fisotroan-toaka izy ka toa minia mikimpy mihitsy ho amin' ny fahaverezany. [2.470]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word minia

Anagrams  14  aminy, inaim, iniam, maini, maiñy, minia

Updated on 2023/01/20