|
|
|
|

Entry1  minitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ampahenimpolon' ny ora iray: Eo amin' ny roapolo minitra eo ny indray mahamasa-bary
Explanations in English  4  [1.7] a minute
Explanations in French  5  [1.8] minute
Examples  6  Rehefa afaka tokony ho folo minitra dia niteny izy. [2.324]
7  Mpananotena nanomboka tamin' izay ora sy minitra izay Rasoa. [2.470]
8  Niandry iray minitra i Donga. [2.472]
Vocabulary  9  Time
Proverbs  10  Proverbs containing the word minitra

Anagrams  11  manitry, minitra, mitarin, nitarim, ranitim

Updated on 2020/07/31