Entry | 1 mioitra |
Root | 2 oitra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny angady tsindriana mafy ka mampiendaka baingan-tany be 5 Miezaka mafy mba hipoitra fa tsy manaiky ny hotsindriana lava: Tsy naharitra ny mponina tany atsimo fa nioitra tamin' ny fitondrana tsy mba nisy fikarakarana azy [1.1] |
Explanations in English |
6 to struggle, to strive to get free from something pressing one down. [1.2] |
Examples |
7 Amin' izay, dia mba hahavita soa amin' ireo zana-badiny ireo izy, ka hahafahan' izy rehetra mioitra amin' ny fahantrana rahatrizay. [2.470] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 mioitra, miriota, mitoria |
Updated on 2023/01/05 |