Entry (1/3) | 1 mioko |
Root | 2 oko |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mikomy; miray hevitra hiaramanao teti-dratsy [1.1] |
Explanations in English |
5 to consult privately [1.2] 6 to plot [1.7] |
Explanations in French |
7 comploter, être sinueux; se détourner; être ambigu [1.8] |
Examples |
8 Na inona na inona amin' ny fiainana, na olona manodidina, na toe-javatra miseho, na lahatra sy anjara koa aza, toa miara-mioko daholo izany hanindry ny efa lavo rahateo. [2.472] |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 13 mioko |
Root | 14 oko |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in English |
16 to temper a knife. [Provincial]
[1.2] |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 20 mioko |
Part of speech | 21 adjective |
Explanations in French |
22 chaviré, renversé [Sakalava-Mayotte]
[1.405] |
Updated on 2023/04/10 |