Entry | miola (ola) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | [Tanala] [ miôla ] Mikofoka mahery, mihetsika mafy [1.78] | ||||||
Explanations in English | [Provincial] To be in agitation, as the sea; to bluster, to be revolutionary [1.2] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Entry | miola | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | [Bara] Manohitra lava fa tsy mahay mifanaraka amin'olona [1.78] | ||||||
Anagrams | alimo, lomay, mailo, maoly, mialo, milao, miola, molay, omaly |
Updated on 2023/01/20 |