Entry | 1 miolotra |
Root | 2 olotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Akaiky, mikasika, mifampikasika: Miolotra ny sahanay ny sahany 5 Miohatra, mitaha: Ratsy ity satroka ity miolotra amin' itsy iray itsy [1.1] |
Explanations in English |
6 to be contiguous. [1.2] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 11 itoloram, miolotra, mitolora, molotray |
Updated on 2023/09/08 |