Entry | 1 miontana |
Root | 2 ontana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mihendratra, mientana, taitra tampoka (ny fo): Niontana iray ihany ny fony noho ny tahotra. Mason-tanora mirangany anay / ka mifenifeny ny hahazo / Fon-jatovo miontana / ka miharana ny mba hotanana. (Rajaonah Tselatra) |
Explanations in English |
5 [1.2] to startle, to start up. |
Explanations in French |
6 [1.3] tressaillir, être ému subitement: Miontana iray hiany ny foko (J'en suis tout ému) |
Morphology |
|
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |