Entry (1/3) | 1 mioritra |
Root | 2 oritra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miforiporitra: Nioritra ny lamba tao am-bata ka pasohy alohan' ny hitondranao azy [1.1] |
Explanations in French |
5 être froissé [1.3] |
Morphology |
|
Entry (2/3) | 9 mioritra |
Root | 10 oritra |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 Folaka, pitsoka: Nibolisatra tao an-tokotany aho ka nioritra ny tanako [1.1] 13 mivadi-kozatra [1.13] |
Explanations in English |
14 to be sprained [1.2] |
Explanations in French |
15 être foulé [1.3] 16 entorse [1.13] |
Examples |
17 Ny mioritra mafy dia maharitra 3 na 4 herinandro vao sitrana. [2.424#] |
Vocabulary |
18 Health |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 22 mioritra |
Root | 23 oritra |
Part of speech | 24 adjective |
Explanations in English |
25 divided, parted. [1.2] |
Anagrams | 26 iroritam, mioritra, miriotra |
Updated on 2023/10/16 |