|
|
|
|

Entry1  miovaova
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.13] tsy manana toetra raikitra
Explanations in French  4  [1.3#473] changer, se remplacer souvent, ĂȘtre inconstant
5  [1.13] varié, changeant
Examples  6  [2.442] miovaova ny taona.
7  [2.59] fa miovaova isanandro, isam-bolana, isan-taona.
8  [2.470] Natao mafana tsara ilay bitika an-tanana noho ny toetr' andro miovaova.
Root  9  ovaova
Other spellings  10  miovova
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word miovaova

Anagrams  13  avoavoim, miavoavo, miovaova

Updated on 2025/01/21