Entry | 1 mipaoka |
Root | 2 paoka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mifaoka, manendaka: Nipaoka ny tafo ny rivotra 5 Mangalatra amim-pahakingana: Nisy nipaoka ny bokiko teto ambony latabatra teto [1.1] |
Explanations in English |
6 to snatch [1.7] |
Explanations in French |
7 rafler, entraîner rapidement: [1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mipaoka |
Anagrams | 13 ampiako, miapoka, mipaoka, mipoaka |
Updated on 2023/01/20 |