|
|
|
|

Entry1  mipararetra
Root  2  pararetra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mangovitra izaitsizy, mihovitrovitra toy ny rano andravina: Nipararetra izy raha vao nahare izany
Mihetsiketsika haingana dia haingana: Mipararetra ny tadin-dokanga raha tendrena
Explanations in English  5  [1.2] to tremble, shake, or vibrate
6  [1.7] to vibrate, to tremble
Explanations in French  7  [1.8] vibrer, trembler
Examples  8  mipararetra ny nofoko ny fahatahorana Anao, Ary matahotra ny fitsaranao aho. [2.996]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word mipararetra

Updated on 2024/12/11