Entry | 1 mipepo |
Root | 2 pepo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misy lempona, manjary pepo: Mipepo ity vata ity 5 Mihemotra, mikemo, mitakemotra, mitambotsotra: Tandremo sao mipepo amin' izany teny fandrahonana izany ianareo ~ Tsy mipepo aho [1.1] |
Explanations in English |
6 to be hollow [1.2] |
Examples |
7 izany no hikezahany sy hilofosany amin-kerim-po tsy mipepo [2.470] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 mipepo, pepoim |
Updated on 2023/01/20 |