|
|
|
|

Entry1  mipiaka
Root  2  piaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Tapaka, ka misy feo heno amin' izany: Mipiaka ity hazo ity raha vao aforitra
5  Misy feo kely heno rehefa foizina: Mipiaka ny hao
6  Milalao karatra [1.1]
Explanations in English  7  to break off, to snap off. [1.2]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word mipiaka

Anagrams  14  mipaika, mipiaka, mpiaika

Updated on 2023/01/20