Entry | 1 mipika |
Root | 2 pika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miporitika, mipitipitika, mitifitra: Nipika teny amiko ny ra Mivoaka, miely: Tandremo sao misy mipika izany teny izany Mivoaka, miala, mitsoaka: Nipika ny vimiainan' ny famantaranandroko Mikombona: Nitsahatra ny orana ka nipika daholo ny elo teo amin' ny kianja Mioritra, folaka: Misy mipika ato amin' ny laferako ato Mandositra, milefa: Nipika ilay mpangalatra ka tsy hita hatramin' izao |
Explanations in English |
5 [1.7] to tick, as a clock etc. to shut or fold, as an umbrella or a pocket knife |
Explanations in French |
6 [1.8] faire tic tac comme une horloge se fermer avec un bruit sec se plier comme un parapluie, un canif |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 akimpy, kimpay, mipaky, mipika |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |