Explanations in Malagasy |
4 Mamoaka feo mafy tampoka mirefotra (vato, vanja, basy, tafondro): Nipoaka ny tafondro ka nihovotrovotra ny trano
5 Vaky miparitaka tampoka: Nipoaha ny fitaratra voan' ny vato
6 (masoandro na ny andro) Miposaka, na amin' ny maraina na rehefa avy nandalo tao anaty rahona: Efa mipoaka ny andro ka andeha hanahy ny vary
7 Mivoaka miseho hita ety ivelany, mirofotra: Tsy mbola nipoaka ny kitrotron' ny zanany
8 Miseho miharihary, vaky: Nipoaka ny tetiky ry zareo ka henatra foana no hitany
9 Nipoako ny ady lehibe no teraka ny zandriko
10 Misy bontsina miseho, miempaka: Nipoaka ny tanako tamin' ny asa angady omaly sy afakomaly
11 Mihamahia: Nipoaka Rakoto hatramin' izay naharariany izay [1.1]
12 miposaka (masoandro) [Sihanaka]
[1.78]
|