|
|
|
|

Entry1  mipoitra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Miseho avy any anaty zavatra, toy ny rano avy any anaty tany, ny hatsembohana avy ao anaty masonkoditra...: Misy rano mipoitra avy ato anatin' ity vato ity ~ Efa nipoitra ve ny bonibonin-janakao?
Miposaka: Nipoitra avy tany atsinanana indrindra ny volana tamin' izay
Miseho tampoka: Indro nipoitra avy tao anaty hady ilay mpangalatra
(zavamaniry) Mitranga avy ao anaty tany: Efa nipoitra ny tsaramaso namboleko
4  [1.13] miseho
azo avy amin'ny ...
Explanations in French  5  [1.13] émerger
dériver de ...
Root  6  poitra
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word mipoitra

Anagrams  12  mipoitra, mpioitra

Updated on 2025/01/21