Entry | 1 miporitsaka |
Root | 2 poritsaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mianjera avy eny an-tanana tsy hita akory: Lazainy fa niporitsaka teny an-tanany ny poketrany (olona) Lasa nidify haingana tsy tra-maso: Niporitsaka indray, hono, Rainivoanjo fa tsy nataon-dry zareo tsara ambina |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word miporitsaka |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |