Entry | 1 miporotsaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mianjera mitsoriaka, mikorotsaka: Loza fa niporotsaka ilay zaza nobabeny Mandositra: Varivariana ny mpiambina ka niporotsaka ilay jiolahy |
Root | 4 porotsaka |
Morphology |
|
Anagrams | 9 miporotsaka, mitsoropaka, mpitsoroaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |