Entry | 1 mipotsaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mivoaka ivelan' ny tranony: Mila hipotsaka ny masony Mivoaka, miseho avy ao: Misy nana mipotsaka avy ao omin' ny vay. / Mahatsiravina ny nahita ny taolana nipotsaka avy ao anatin' ny nofo Miarina, mivoaka avy ao am-pandriana: Tamin' ny telo maraina izy dia nipotsaka avy tao ampandriana |
Root | 4 potsaka |
Morphology |
|
Anagrams | 9 mipotsaka, mitsopaka, mpitsaoka, mpitsoaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |