|
|
|
|

Entry1  miraikiraiky
Root  2  raikiraiky
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Varimbariana, misalasala be ihany, miadam-piasa
Adaladala, mitahontahona
Explanations in English  5  [1.2] to lean from side to side, to trotter, to reel, to be confused. Comp. Raika
Examples  6  Mpaniratsira ny divay, ary mpitabataba ny toaka, Koa izay miraikiraiky azon'izany dia tsy hendry. [2.996]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word miraikiraiky

Updated on 2024/12/11