Entry | 1 mirakorako |
Root | 2 rakorako |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny volo tsy mirandrana fa misavoritaka, tsy milamina fa midrakadraka na mitsibolobolo: Nirakorako volo ny olona taloha rehefa misaona |
Explanations in English |
5 [1.2] to be bony, to be large; to be in an unkempt state, as the hair. Comp. Rakaraka |
Examples |
6 Indreo Ramavo mianaka mirakorako volo miondrika mitomany, fa folak'andry niankinana. [2.324] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |