|
|
|
|

Entry1  miranirany
Root  2  ranirany
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Sady maro no mitrikitriky: Mahia loatra ity zaza ity fa tsapa miranirany ny taolany
Explanations in English  5  [1.2] long and sharp, as the blade of a knife or a razor.
Examples  6  Mangamanga ny tavany ary miranirany be ihany noho ny fahiazany. [2.470]
Proverbs  7  Proverbs containing the word miranirany

Updated on 2024/12/11