|
|
|
|

Entry1  miraoka (raoka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Maka sy manongotra ahitra amin' ny vava toy ny fanaon' ny omby, ondry, sns...: Zanak' omby lavi-kijana, anaty toerana manavia; / miraoka ahitra tsy mba voky, mimaona foana, lavi-mpanoina (F. Rai.) [1.1]
Explanations in English  4  to eat grass as cattle. [1.2]5  to crop grass (of cattle, etc.) [1.7]
Explanations in French  6  brouter l'herbe; être misérable [1.8]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Zoonyms 
Proverbs  11  Proverbs containing the word miraoka

Anagrams  12  miraoka, miroaka

Updated on 2023/01/20