|
|
|
|

Entry1  miraotra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiteny amin' ny biby mihinana ny ahitra na ny laingon-javamaniry eny an-tsaha: Miraotra ahitra erỳ avara-tanàna ny ombintsika
Mihogo: Volo tsy miraotra akory no nentiny nivoaka fa efa maika izaitsizy izy
Explanations in English  4  [1.2] combed, brushed.
Examples  5  [2.470] Miova kely ombieny ireny, raha mandalo tanimboly sy tanimbary, ireo dobon-tsondro sy omby miraotra lalovana.
Root  6  raotra
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  itroaram, mairotra, maoritra, martiora, miraotra, miroatra, mitroara

Updated on 2025/01/21