Entry | 1 miravona |
Root | 2 ravona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Voatototra ka manjary mitovy tantana; tsy misy avo sy iva; voalamaka; mitovy: Efa miravona izao ny tokotany ka hatsangana amin' izay ny trano [1.1] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 9 manarivo, miravona |
Updated on 2023/01/05 |