Entry (1/2) | 1 mirebika |
Root | 2 rebika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandihy mitsinjaka 5 Mandihy mampihetsika ny vatana sy ny sandry ara-ba 6 (miaramila) Mandihy sady mampandihy ny fiadiana eny an-tanany [1.1] |
Examples |
7 Mandihy miakanjo ny akanjo halatra, ka miara-mirebika amin-doza. [2.69#] 8 Ny iray mitendry valiha, ny iray mirebika eo am-povoan-trano, ary ny sisa mitehaka. [2.649#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mirebika |
Entry (2/2) | 15 Mirebika |
Root | 16 rebika |
Part of speech | 17 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
18 Antokona Tsimandoa ambony indrindra natao hompanotrona andriamanjaka. [1.1] |
Anagrams | 19 amberiky, Mirebika, mirebika |
Updated on 2023/10/19 |