|
|
|
|

Entry1  miredaka
Root  2  redaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mirehitra misy lelafo mijoalajoala: Tsy ampy toy inona, dia niredaka ilay trano tafo bozaka teo akaiky [1.1]
5  mirehitra be [1.13]
Explanations in French  6  enflammer [1.13]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :

Updated on 2023/01/20