|
|
|
|

Entry1  mirediredy
Root  2  rediredy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Miteniteny foana tsy misy heviny, mibedibedy foana, very saina: Mirediredy ny marary
Mimenomenona tsy misy fiatoana: Nirediredy teo ny anao fa iza moa no hihaino azy eo
Examples  5  - Hianao, anaka, mirediredy foana! [2.324]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Proverbs  10  Proverbs containing the word mirediredy

Updated on 2024/12/11