Entry |
miriatra
(riatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Mitriatra, rovitra tsy nahy, mipoaka mafy: Triatre ny semboko (rovitra ny lambako) [1.78]
|
| Mandositra Lasa mirintona: Notenenina kely fo-ana ny anao dia niriatra Mitsiaka, rovitra ka heno mitsefaka ny faharovitana: Niriatra ny pataloany Mipoaka mafy tampoka; mikotrokotroka: Matahotra mafy ny zafy keliko raha misy varatra miriatra [1.1]
|
Morphology |
Present : |
miriatra |
Past : |
niriatra |
Future : |
hiriatra |
Imperative : |
miriata |
|
Proverbs |
|