Entry | 1 miridiridy |
Root | 2 ridiridy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Henjana tsy mety miketraka: Miridiridy loatra io tady io 5 Mijoro tsy azo folahina, henjana, mihinjitra, miziriziry: Niridiridy teo antokonana teo izy fa tsy nety niditra [1.1] |
Examples |
6 Ny lalana mody zorina, hoy indray I Lidy, mbola miridiridy amin' ny hasosorany. [2.470] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 midiridiry, miridiridy |
Updated on 2023/01/20 |