Entry | mirifatra (rifatra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mandositra, milefa, manidina: Nirifatra niaraka tamin' izay ireo andiam-borona [1.1] | ||||||||
Examples | Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka.
[2.470] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mirifatra | ||||||||
Anagrams | mifaritra, mirafitra, mirifatra |
Updated on 2023/01/05 |