Entry | 1 mirihana |
Root | 2 rihana |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Misy rihana: Trano mirihana no tadiavinay Misy ngorodona |
Examples |
5 Trano lehibe mirihana io, ary eo andavarangany mitodika mianavaratra, mitifitra ny tranomaizina izany, no nalahatra ny tafondro marovava fiarovana ny fonja. [2.472] |
Anagrams | 6 |
Updated on 2025/01/21 |