Entry | 1 mirimorimo |
Root | 2 rimorimo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miezaka, mihazakazaka, miriotra, mimaona: Mirimorimo ny soavaly Misafoaka: Raha vao tohina izy dia mirimorimo Mimonomonona: Mirimorimo ny tandrimo Mifioka, mibizizioka: Nirimorimo ny vaton' ny antsamotady ka taitra daholo izay rehetra tao |
Morphology |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word mirimorimo |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |